AccueilCinémaDvdRéalisateursActeurs
photos Teo Gheorghiu video Teo Gheorghiu

Filmographie Teo Gheorghiu :

Vitus

Actualités Teo Gheorghiu

  • Asio fiheverana ity famonjana olona ity
    madagascar-tribune.com - 05/07/2008
    Tsy izay miditra am-ponja akory dia meloka avokoa. Tsy hasakana ny fomba fijerin'ny maro ety ivelan'ny fonja anefa ny fahitana ireny olona ireny, izay nalefa vonjy maika maka saina any. Arakaraky ny raharaha hiampangana ny olona anefa no maha ela na maha haingana ny fitsarana ny raharaha iray.

  • Poizina hita maso
    madagascar-tribune.com - 05/07/2008
    Lasa resaka any ivelany ny sakafo eto amintsika. Isan'ny nambaran'ny filoha Ravalomanana io raha vao tonga avy tany ivelany izy ny alakamisy alina teo. Isan'io ny trondro sy ny anandrano eto an-drenivohitra.

  • Mpivady mihaja misoloky mpivarotra?
    madagascar-tribune.com - 04/07/2008
    Miseho amin'ny endrika maro samihafa tokoa ny fisolokiana amin'izao fotoana izao. Mpivady mihaja mandrebireby mpivarotra ao an-tsenan'Andravoahangy ary maka volan'olona amin'ny alalan'ny fihetsika hafahafa.

  • Mahazo aina ny sekta
    madagascar-tribune.com - 04/07/2008
    Vola no hozatry ny aina, raha tsy misy io, dia aza manantena ny hiaina intsony. Eo amin'ny sehatry ny fahasalamana no tiana asian-teny eto. Tsy takatry ny kely vola izao ny mitsabo tena.

  • Vaovao tapatapany
    lexpressmada.com - 04/07/2008
    Hosoka - Teratany vahiny telolahy nofonjaina. Tapaka tampoka teo ny dian'ireto teratany vahiny telolahy saika hiondrana ho any ivelany, any Eoropa, ny faran'ny herinandro teo.

  • Hotsaraina anio ireo mpanao politika nogadraina
    madagascar-tribune.com - 03/07/2008
    Ho vory lanona ao Fianarantsoa anio ny mpanohitra any an-toerana. Hiaino ny valin'ny fitsarana an'i Simon Cyriaque sy i Jules Roger avy eo anivon'ny "Tambatra" sy ny "Masters" any an-toerana izy ireo.

  • Betsaka no mifady henan'omby
    madagascar-tribune.com - 03/07/2008
    Hatramin'izao dia mbola tsy miverina amin'ny laoniny ny tsenan'ny henan'omby, indrindra aty ampovoan-tany. Manaporofo izany ny fidinan'ny vidin-kena eny ambony akalana eny ka raha tokony ho Ar 5600 any ho any ny vidin'ny hena 1 kg, dia efa misy mampidina hatrany amin'ny Ar 4000 izany.

  • Henoy izay ry hazon-damosina
    madagascar-tribune.com - 03/07/2008
    Tsy mety leo, fa mbola manantena. Hotohizanay hatramin'ny farany ny fangatahanay ny hanaovana ny fikaonandoham-pirenena eto Madagasikara. Na ho inona hevitra handraisan'ny mpitondra izany, dia làlana iray ahafahana mibanjina ny ho avin'ny firenena rahampitso io.

  • Nahazo fiara tsy nampoizina Ra-Guy
    lexpressmada.com - 02/07/2008
    Kit indray mandeha monja, nentina nanovana « puce » fa tsy hilalaovana, no nahazoan-dra-Guy an'ilay fiara be Ford 4x4, natao loka tamin'ny lalao nokarakarain'ny Celtel. Faly ny lehilahy.

  • 'Nuages sur la ville pendant la nuit' : début du tournage du film de Simon Galiero
    showbizz.net - 02/07/2008
    Le tournage du film 'Nuages sur la ville pendant la nuit' s'est amorcé dans la région montréalaise. Ce premier long-métrage de Simon Galiero sera tourné jusqu'au 24 juillet dans la métropole et sur la [...]

  • «Nuages sur la ville pendant la nuit» : début du tournage du film de Simon Galiero
    matin.qc.ca - 02/07/2008
    Le tournage du film «Nuages sur la ville pendant la nuit» s'est amorcé dans la région montréalaise. Ce premier long-métrage de Simon Galiero sera tourné jusqu'au 24 juillet dans la métropole et sur la rive-nord.

  • Fasana 6 no indray vaky
    madagascar-tribune.com - 02/07/2008
    Niverina indray ny vaky fasana any amin'ny faritra Alaotra Mangoro, raha somary nangingina izany tato ho ato. Tamin'ny alin'ny faha 23 jona hifoha 24 jona teo dia fasana miisa 6 be izao no vaky. Toerana eo amin'ny 10 km, atsimon'Ambatondrazaka eo no nisehoan'ity vaky fasana ity.

  • Miantso ny mpanohitra hiray feo
    madagascar-tribune.com - 02/07/2008
    Na dia any am-ponja aza dia mbola mitohy ny antso ho an'ny rehetra tsy hanaiky ny tsy rariny. Mpanao Politika iray manana ny lazany teo aloha izay migadra etsy amin'ny fonjaben'Antanimora no maniry ny hitambaran'ny herin'ny mpanohitra.

  • Vaovao tapatapany
    lexpressmada.com - 01/07/2008
    Behoririka - Nioritra ilay ankizy nianjeran'ny mamo. Tsy tafatsangana tamin'ny tany nahalavoany, omaly maraina, ilay ankizivavy kely, 12 taona, nianjeran'ity lehilahy mamo efa tsy nahazaka tena intsony, teny Behoririka.

  • Zaza miraikitra
    lexpressmada.com - 01/07/2008
    Mbola ny fitiliana ihany aloha hatramin'izao no mbola hatao amin'ireo zazakely roalahy miraiki-kibo, Mahagaga sy Mahalatsa, tsaboina etsy amin'ny hopitaly Ravoahangy Andrianavalona etsy Ampefiloha.

  • Tsofain'ny mpangalatra ny andrin-jiro
    lexpressmada.com - 01/07/2008
    Dia naripaky ny mpangalatra indray, omaly alina, ny jiro tamin'iny lalana mihazo ny anjely « manjelatra » eny Anosy iny. Ny andrin-jiro tamin'ireny mihitsy, raha ny fanazavan'ireo mpitandro ny filaminana, no tena nangalarin'ireo jiolahy.

  • Ben'ny tanàna voatafika
    lexpressmada.com - 01/07/2008
    Volabe mitentina 12 tapitrisa ariary no indray nafoin'ny ben'ny tanànan'Ampefy, ny alahady maraina teo, noho ny fanafihan-jiolahy nahazo azy. Teo amin'ny sampanan-dalana hihazo ny « chute de la Lili » iny indrindra izy, teo Mahiatrondro, no notemerin'ireo andian-jiolahy nifanena taminy.

  • Potehina ny Kompima
    madagascar-tribune.com - 01/07/2008
    Tsy mety voarindran'ny tomponandraikitra ao amin'ny kaominina Antananarivo-Renivohitra mihitsy ny fitantanana ny toby fiantsonan'ny fiara mpitatitra mpandeha ao Ampasampito !

  • Nanome tsiny ny mpanohitra
    madagascar-tribune.com - 01/07/2008
    Ny tsy fitoviam-pijery sy ny fizarazarana no tsy ahombiazan'ny tolona atao eto. Tsy mahagaga raha mahazo laka amin'izay tiany atao ny mpitondra. Aoka mba ho raisina ohatra ny ataon'ny mpanohitra atsy Zimbabwe.

  • Foana sy tsy manankery ny valim-panadinana
    madagascar-tribune.com - 01/07/2008
    Nivoaka ny naoty ofisialy. Foana ary tsy manan-kery ny valim-panadinana ankapobe natrehin'ireo andiana mpianatra faha XVI, Riham-piofanana faha-3, taona 2006-2008 izay notontosaina ny 6 - 11 martsa 2008 teo anivon'ny Imatep (Ivotoerana malagasy momba ny Tetipivoarana) etsy Ambohijatovo-Ivandry.

  • Questions à ...
    lexpressmada.com - 30/06/2008
    Nirohotra hijery afomanga maharitra toy ny isan-taona ny mponina teto Antananarivo. Nefa dia hakiviana no setriny. Vitsy kely ny afomanga nandeha. Hasosorana ny an'ireo mpijery afomanga teto an-drenivohitra, ny alarobia teo, tamin'ny faharetan'ny afomanga.

  • Nifanaretsaka ny mpijery lanonana
    lexpressmada.com - 30/06/2008
    Tsy nifankahitana ny mpijery lanonana, raha ny teo Analakely manokana no resahina nandritra iny fetim-pirenena iny. Nanomboka ny tolakandron'ny alarobia izany ka hatramin'ny omaly 26 jona.

  • Vaovao tapatapany
    lexpressmada.com - 30/06/2008
    Toamasina - Miaramila roa may. Ny tarehiny, ny tanany ary ny tratrany no indray may be tamin'ireo miaramila roa lahy niandraikitra ny fandefasana afomanga tany Toamasina, ny alarobia hariva. Nipoaka mantsy ny sambo nandefasana an'ilay afomanga, noho ny olana ara-teknika tamin'izany.

  • Vaovao tapatapany
    lexpressmada.com - 30/06/2008
    AMBODIN'ISOTRY - Ratsy ny tsenan'ireo mpivarotra. Sambany mba tsy nifanitsa-kitro ny mpiantsena teny Ambodin'Isotry, ny asabotsy teo. « Tsena vita fety ka mangina », hoy ireo mpivarotra. Na ireo mpivarotra aza betsaka no tsy tonga teny an-toerana.

  • Izay vao tena hiova endrika Ivato
    madagascar-tribune.com - 30/06/2008
    Tsy ho faralahin'ny kaominina intsony Ivato. Io no sento tokana nataon'ireo vahoaka maro be raha nahita ireo olom-panjakana maro ny asabotsy maraina teo, izay notarihan'ny Praiministra lehiben'ny Governemanta Charles Rabemananjara.

  • Une combinaison spéciale permet à un pingouin de renager
    tempsreel.nouvelobs.com - 07/06/2008
    Pierre, âgé de 25 ans, perdait ses plumes et ne pouvait plus nager avec ses 19 acolytes dans le bassin de l'Académie des sciences de Californie, à San Francisco. L'entreprise ...

  • Réalisé par AMBA avec un moteur Php-Nuke

    Tous les logos, marques, photos, vidéos contenus dans ce site sont la propriété de leurs Auteurs. Les commentaires sont la propiété des personnes les ayant postés, tout le reste © 2007 par AMBA.


    Ce site fait partie du Réseau AMBA : Web Agency Marseille :
      ACTUALITES    ANNUAIRE WEB 2.0    ARTISTES    BOUTIQUE    CELEBRITES    CINEMA    EN DIRECT    ENVIRONNEMENT    FANS BLOG    FLEUR    GSM NEWS    KIT GRAPHIQUE    LIENS WEB    LINGERIE    MARQUES    MOBILE    MP3    MYSTERES    NTIC    PETITES ANNONCES    PHOTOS    REFERENCEMENT    RSS    SONNERIES    TELEPHONE    VIDEOS    VILLES    VINS    VOYAGES