Tous sous un même soleil : une fête familiale toute en musique au parc Raimbault arrondissement.com - 04/07/2008 C'est dans le cadre de la programmation estivale de l'arrondissement d'Ahuntsic-Cartierville que tous les citoyens sont invités le samedi 19 juillet, à festoyer au parc Raimbault, au bord de la rivière des Prairies.
PARIS, 4 juil 2008 (AFP) la-croix.com - 04/07/2008 Le procès de Kemi Seba, de son vrai nom Stellio Capochichi, qui a fait appel de sa condamnation à deux mois ferme pour avoir reconstitué le groupuscule noir ultra-radical et antisémite Tribu Ka dissous en 2006, a été renvoyé vendredi au 3 octobre par la cour d'appel de Paris.
Ny faritra kere no mamatsy an'Antananarivo madagascar-tribune.com - 04/07/2008 Tsy misy sakafo tsy hita eto Antananarivo renivohitra. Tsy ho gaga isika raha mivangogo eto ny ankamaroan'ny olona avy any amin'ny faritra rehetra any. Ny vidin'ireny sakafo ireny ihany koa hita fa mbola mora raha mitaha amin'ny any amin'ny faritra isan-karazany.
Mahazo aina ny sekta madagascar-tribune.com - 04/07/2008 Vola no hozatry ny aina, raha tsy misy io, dia aza manantena ny hiaina intsony. Eo amin'ny sehatry ny fahasalamana no tiana asian-teny eto. Tsy takatry ny kely vola izao ny mitsabo tena.
04.07.2008 clicanoo.com - 03/07/2008 Clicanoo, le Journal de l'Ile de la Reunion. Plus de 96 000 articles et 44 000 photos d'actualites et d'archives reunionnaises disponibles depuis 1998
la malikounda.com - 03/07/2008 Le 27 juin 2008, les lampions se sont éteints sur 4ème édition du marché des arts plastiques du Mali. Au cours d'une cérémonie présidée par Mme Bah Aïssata Koné, conseillère technique au ministère de la culture, le jury dirigé par le peintre Ismaël Diabaté, a levé le voile sur les lauréats de l'édition 2008.
Kéba Mbaye, Mawade Wade, Fanta Keïta ... immortels ! lesoleil.sn - 03/07/2008 La 15ème édition du Lion d'Or a immortalisé Kéba Mbaye, Mawade Wade, Fanta Keita, Ibrahima Sall « Bill » et Pierre Babacar Kama. Ces illustres disparus se sont distingués de leur vivant dans leur domaine de compétence.
Festivals août 2008 humanite.fr - 03/07/2008 Reggae Sun Ska 1-2 août 2008 - Cissac Medoc (33) Plus d'infos Les Interceltiques de Lorient 1-10 août 2008 - Lorient (56) Plus d'infos Jazz In Marciac 1-17 août 2008 - Marciac (32) Plus d'infos _ Rock'n Poche Festival 1-2 août 2008 - Habere Poche (74) Plus d'infos Rock en Stock 2008 1-2 août 2008 - Etaples/Le Touquet (62) Plus d'infos _ Boeuf Ka Rock 1-3 août 2008 - St Germain ...
Hotsaraina anio ireo mpanao politika nogadraina madagascar-tribune.com - 03/07/2008 Ho vory lanona ao Fianarantsoa anio ny mpanohitra any an-toerana. Hiaino ny valin'ny fitsarana an'i Simon Cyriaque sy i Jules Roger avy eo anivon'ny "Tambatra" sy ny "Masters" any an-toerana izy ireo.
Betsaka no mifady henan'omby madagascar-tribune.com - 03/07/2008 Hatramin'izao dia mbola tsy miverina amin'ny laoniny ny tsenan'ny henan'omby, indrindra aty ampovoan-tany. Manaporofo izany ny fidinan'ny vidin-kena eny ambony akalana eny ka raha tokony ho Ar 5600 any ho any ny vidin'ny hena 1 kg, dia efa misy mampidina hatrany amin'ny Ar 4000 izany.
Henoy izay ry hazon-damosina madagascar-tribune.com - 03/07/2008 Tsy mety leo, fa mbola manantena. Hotohizanay hatramin'ny farany ny fangatahanay ny hanaovana ny fikaonandoham-pirenena eto Madagasikara. Na ho inona hevitra handraisan'ny mpitondra izany, dia làlana iray ahafahana mibanjina ny ho avin'ny firenena rahampitso io.
Tezitra ny ben'ny tanàna lexpressmada.com - 02/07/2008 «Ny tombontsoan'ny besinimaro no katsahina fa tsy tombontsoan'olom-bitsy. Izay tsy liana amin'ny fivoarana sy fandrosoana dia tsy tokony hanelingelina ny fandaminana hatao».
Nahazo fiara tsy nampoizina Ra-Guy lexpressmada.com - 02/07/2008 Kit indray mandeha monja, nentina nanovana « puce » fa tsy hilalaovana, no nahazoan-dra-Guy an'ilay fiara be Ford 4x4, natao loka tamin'ny lalao nokarakarain'ny Celtel. Faly ny lehilahy.
Nous sommes des crêpes voir.ca - 02/07/2008 J'ai lu la trilogie du Seigneur des Anneaux vers l'âge de 13 ans. Trois tomes. Plus de 1000 pages. J'y repense aujourd'hui, et je me demande comment j'ai pu tenir jusqu'au bout sans abdiquer.
Alice Dellal porte le jeans pour Mango glamourparis.com - 02/07/2008 La marque espagnole Mango a choisi Alice Dellal pour représenter sa ligne MNG Jeans. Shootée par le duo Bela Adler et Salvador Fresneda, la It girl a pris la pose pour la collection automne hiver 2008.09, jouant sur son côté rock.
Vonona ny mpandidy madagascar-tribune.com - 02/07/2008 Asa goavana no hiandry ireo mpitsabo ao amin'ny Hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona. Tsy inona izany fa ny mety ho fandidiana ireo kambana miraikitra raha toa ka izay no fanapahan-kevitra raisin'ireo mpitsabo. Nilaza ny fahavononany ny Pr Andriamanarivo Mamy Lalatiana, mpitarika azy ireo.
Olona 9 niakatra fitsarana madagascar-tribune.com - 02/07/2008 Niakatra fitsarana omaly talata indray ireo olona voarohirohy tamin'ny halatra ranon'ny JIRAMA tao Antsiranana. Olona miisa 9 no voarohirohy ka ny iray moa dia notanana am-ponja vonjimaika.
Sasanangy roa samy hafa madagascar-tribune.com - 02/07/2008 Hifantohan'ny mpanara-baovao indray ny atsy Ejipta. Fihaonan'ireo filoham-pirenena sy manam-pahefana maro aty Afrika, ka isan'ny mandray anjara amin'izany ny filoha Ravalomanana.
Manamaimbo tanàna ny trondro maloto madagascar-tribune.com - 01/07/2008 Lanaky ny asa nandritra sy taorian'ny fety ny mpanadio ny tanànan'Antananarivo ka araraotin'ny sasany ny tsy fanarahan-dalàna sy fampihinanana maloto ny vahoaka. Mirongatra indray ny fivarotana trondro maloto amin'izao fotoana izao.
Nifanaretsaka ny mpijery lanonana lexpressmada.com - 30/06/2008 Tsy nifankahitana ny mpijery lanonana, raha ny teo Analakely manokana no resahina nandritra iny fetim-pirenena iny. Nanomboka ny tolakandron'ny alarobia izany ka hatramin'ny omaly 26 jona.
Vaovao tapatapany lexpressmada.com - 30/06/2008 AMBODIN'ISOTRY - Ratsy ny tsenan'ireo mpivarotra. Sambany mba tsy nifanitsa-kitro ny mpiantsena teny Ambodin'Isotry, ny asabotsy teo. « Tsena vita fety ka mangina », hoy ireo mpivarotra. Na ireo mpivarotra aza betsaka no tsy tonga teny an-toerana.
Mihalafo ny akondro lexpressmada.com - 30/06/2008 Lafo dia lafo ny akondro amin'izao fotoana izao. 700 ariary ka hatramin'ny 1000 ariary ny vidin'ny iray kilao. Ifandrombahana izay tsara.
La ratification du traité de Lisbonne différée en Allemagne rss.feedsportal.com - 30/06/2008 BERLIN (Reuters) - Le président allemand Horst Kà¶hler a annoncé qu'il attendrait, pour signer le traité européen de Lisbonne, que la plus haute juridiction du pays confirme la constitutionnalité de la loi entérin...
Recherche sur le liberation.fr - 22/06/2008 Edition digitale (PDF) Archives Libé sur Libémobile Vendredi, c'était Martin Hirsch, haut commissaire aux Solidarités actives, qui poussait un coup de gueule, jugeant ...